Radama II. Histoire des Rois et Reines de Madagascar

Rehefa niamboha Ranavalomanjaka dia Rakotond'Radama Printsy no nahazo ny fahefahana, ka tonga dia nitondra fiovana goavana lehibe teto Madagasikara. Foana ny fanamelohana ho faty, foana ny fampinomina tangena, malalaka ny safidy ara-pivavahana , malalaka ny fivezivezen'ny vahiny, afaka manan-tany ny vahiny.Nanao sonia ny "Chartre Lambert" i Radama II izay manome alalana an'i Andriamatoa Lambert ny hitrantranga ny harena ny faritra atsinana ny nosy. Tsy faly ny vahoaka sy ny governemanta. Noho izany dia novonoina i Radama II. Ary no fafana ny anarany tsy eo amin'ny listra ny mpanjaka ny Madagascar.

Vidéo précédente Retour Vidéo suivante

madagascar Madagasikara dago ainsi parlait Zarathoustra Radama II Ranavalona mpanjaka rova manjakamiadana ilafy politika crime meurtre assasinat roi reines hova andriana chartre Lambert jean Laborde malagasy tantara tananarive A

Ajouter un commentaire

Vous utilisez un logiciel de type AdBlock, qui bloque le service de captchas publicitaires utilisé sur ce site. Pour pouvoir envoyer votre message, désactivez Adblock.

Créer un site gratuit avec e-monsite - Signaler un contenu illicite sur ce site

×